Teny iditra | 1 ampanjahanina (zahana) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Tsy avala hikotrika, sakanana tsy hikotrika (akoho) [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 4 qu'on empêche de couver [1.3] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 ampanjahanina, ampanjanahina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |