|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  zahana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 Tsy fikotrehana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 racine de manjahana et ampanjahanina [1.3#866]

Teny iditra (2/4) 8  zahàna
Fototeny  9 zaha
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  15 Jerena: Zahao kely izao mandondòna izao
16 Tsidihina, jerena toetra: Efa nozahanao ve ny fambolenareo any ambanivohitra fa toa aisy havandra, hono, tany tamin' ny herinandro lasa
17 Vangiana: Zahao izany rainao naratra izany
18 Dinihina: Zahao ange ny tarehin' itỳ zaza itỳ e!
19 Tadiavina, karohina: Nozahany eran' ny lohasaha ilay ombiny very
20 Tsapaina: Zahao izay hevi-dRakoto momba on' io raharaha io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  21 Qu’on regarde, qu’on considère, qu’on voit, qu’on examine, qu’on inspecte, qu’on visite, qu’on cherche, qu’on sonde, qu’on prouve, qu’on expérimente: Efa nozahako ny varinay ka hitako fa maniry tsara (J’ai été voir notre riz et j’ai constaté qu’il pousse bien) ~ Volamena no nozahako tany andrefana, fa tsy nahita aho (Je suis allé chercher de l’or dans l’ouest, mais je n’en ai pas trouvé) ~ Efa nozahako toetra ny mpanompoko ka hitako fa azo itokiana (J’ai éprouvé mon domestique et j’ai vu qu’il mérité confiance) [1.3]
Ohatra  22  zahana aloha ny fanoroan-takila. [2.117#17]
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe zahana
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/4) 25  zahana
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27 Karazan-kazo tena mafy fanaovana taho na zaran-javatra (Phyllarthron Bojerianum) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  28 [Betsileo+Merina] (probablement de zahana : qu'on met à l'épreuve, qu'on expérimente) d'après Dubois : nom donné aux bois qu'on éprouvait pour en faire des manches de sagaies. Ils devaient être à la fois solides et élastiques. Suivant les dialectes, nom de divers arbres servant à faire des manches de sagaies ou d'autres outils : Phyllarthron madagascariense (Bojer) K. Schum. (Bignoniaceae). Fruit comestible, acidulé ; il était couramment vendu sur les marchés. Feuilles enduites d'un revêtement cireux ; on s'en servait pour écrire de courts messages à l'aide d'une simple pointe de bois. Écorces en décoction contre la toux et dans les crises d'asthme. [1.196]
Ohatra  29  zahana no nameno ny saha rehetra, ary hazo nakadiribe no niaro ny Antakay taloha. [2.245#186]
Voambolana  30  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Fikambanana  31  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe zahana
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4) 33  zahana
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny frantsay  35 [Sakalava] (peut être par confusion avec zana Leptolaena multiflora Thouars, réf. Decary 958 et Xyloolaena perrieri F. Gérard, réf. Service Forestier 15838 (Sarcolaenaceae). Le jus sucré des fruits est sucé, surtout par les enfants. [1.196]
Voambolana  36  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  39 hazana, zahana, zahàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19