|
|
|
|

Teny iditra 1  ampiakanjoana
Fototeny  2 akanjo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Fitafiana fotsy sy satroka mena no ampitafiana azy voalohany raha vantany vao vita fora. Ka mahazo ampiakanjoana amin'izay manomboka eo. [4.7]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19