|
|
|
|

Teny iditra 1  ampiakanjoina
Fototeny  2 akanjo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Rehefa misy maty dia misy fomba arahiny mitovitovy amin' ny fomba sasany aty Madagasikara: ampandroina tsara ny razana, dia ampiakanjoina, arenina eo am-pandriana ka rosoina sakafo [4.50]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19