|
|
|
|

Teny iditra 1  ampijoroina
Fototeny  2 joro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on releve, qu'on fonde [1.5]
Ohatra  8  Isa-maraina, alohan' ny hitondrany ireo miasa, dia ampijoroiny eo an-tokotany aloha, asainy mihira ny hiram-pirenena frantsay, ary asainy mamarana ny hafanam-pony amin' ny fiantsoana mafy hoe: [2.472#221]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19