Teny iditra | 1 ampirafesina |
Fototeny | 2 rafy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] (used of the woman or women) |
Ohatra |
5 tsy azo ampirafesina ihany koa amina asa hafa matihanina ankoatra izany; [4.27#] 6 Tsy azo ampirafesina amin' ny raharaham-panjakana hafa nahavoafidy na amin' ny fisahanana anton-draharaha hafa ny fanaovana ny raharahan' ny Filohan' ny Repoblika. [2.114#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny ampirafesina io |
Fivaditsoratra | 11 ampirafesany, ampirafesina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |