| Teny iditra | 1 ampirehetana |
| Fototeny | 2 rehitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Ohatra |
8 Tsy hisy hampirehetana afo ny tranonareo amin' ny sabata
[2.996]
9 Mba tsy hiandrasako ela, nampirehetany feran' arina aho ary dia nopasohiko lena ny akanjoko [2.4#91] 10 Izy rehetra mpaka vadin' olona avokoa, hoatra ny fatana nampirehetan' ny mpanao mofo afo, izay mitsahatra tsy misoron' afo, hatramin' ny nametafetany ny koba ka mandra-pivontony [2.996] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|