|
|
|
|

Teny iditra 1  rehitra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  22 Fiveloman' ny afo
23 fahamaimaizana, hidihidy, fisafoahana tafahoatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  24 action de s'allumer, de brûler
25 démangeaisons vives, colère ardente, animation, impétuosité [1.3]
Ohatra  26  Setroka sy zavozavo no niandohan' ny afo nandray rehitra tery sy tety, kanjo niova tsikelikely ho hazavana mahafinaritra toa faribolana baliaka, toy ny nosy kely mamirapiratra teny anivon' ny ranomasina ngalingaly. [2.643#53]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20