Teny iditra (1/2) | 1 ampirina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hazandrano kely madinika noho ny toho |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the name of a fish resembling the toho. |
Voambolana |
5 Haibiby: trondro |
Teny iditra (2/2) | 6 ampirina |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Fandaminana zavatra mba tsy hikorontana na hiparitaka fa hipetraka amin' ny toerany avy Fitehirizana, firaketana |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] the tying up of packages or luggage, each in its proper place. |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3] Ordre, arrangement, disposition de chaque chose à sa place action de se blottir, de se ranger par côté |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 16 ampariny, ampirina, iampiran, mpiarina, nampirai, nampiray, niampira, rampainy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |