Teny iditra miampirina (ampirina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifitsaka, manao izay tsy hitanana toerana betsaka, miampify: Miampirina ao anjoron-trano ao izy fa matahotra an-drainy, hono
Mitovy hevitra: miampify [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To act like a fish, to be like a fish in going to the side of a room. [1.2]
Ohatra 
1Rehefa vita sakafo, dia miampirina maka toerana an-trano daholo indray. [2.245]
2Ny antonona sy mety dia ny mahay mitsara tena sy miampirina amin' ny toerany eo anoloan' ny hafa. [2.296]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miampirina
Ny lasa : niampirina
Ny hoavy : hiampirina
Filaza mandidy : miampirima

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20