|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ampirino (ampirina)
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ampirinina
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  3  ampirino tsara ny trano fa hisy vahiny [1.1]
4  Ampirino ireto boky ireto [1.1]
Tsipelina hafa  5  ampirimo
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Teny iditra (2/2)7  ampirino (ampirina)
Sokajin-teny  8  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ampirinana
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tsipelina hafa  9  ampirimo
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny matoantenin' ny famenony mandidy rehetra

Fivaditsoratra  11  ampirino, mpiorina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31