|
|
|
|

Teny iditra 1  ampitahaina
Fototeny  2 taha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampitovina ka jerena izay tsara kokoa amin' ny zavatra roa na maro: Vasoka ny akanjoko raha ampitahaina amin' ny anao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be compared [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on compare [1.8]
Ohatra  11  Raha ampitahaina amin' izany ny olona ankehitriny? [2.245#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19