|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  taha-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe tahaka

Teny iditra (2/3) 3  taha
Sokajin-teny  4  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  25 [Antesaka] fanomezan'ny mpampirafy ny vadiny tranainy rehefa maka vady vaovao izy: Manome taha [1.78]
26 Karazan-tsazy atao onitry ny zavatra tsy ara-dalàna natao tamin' olona
27 Vola na zavatra nomen' ny lehilahy ny vadiny voalohany raha manaiky ny hirafy amin' ny vehivavy hafa io vehivavy io
28 Onitra nomen' ny mpiampanga ilay olona nampangaina raha ohatra ka voamarin' ny fampinomana fa tsy manan-tsiny ilay io
29 Fampitoviana olona na zavatra maro mba hahafantarana izay tsara na lehibe na ambony kokoa
30 Vola alatsaka ao anaty renirano hitana mba ho tafita soa aman-tsara ireo mita [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  31 a payment of compensation; a comparison [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  32 compensation, dédommagement : comparaison [1.8]
33 taux [1.13]
34 (toute l'île). Dédommagement donné par l'accusateur à l'accusé lorsque celui-ci était reconnu innocent ayant surmonté l'épreuve ordalique. Voirhazontaha. Aussi : préparations végétales propitiatoires, souvent accompagnées de menue monnaie, qu'on jetait dans la rivière avant de passer à gué, pour ne pas être happé par les crocodiles. [1.196]
Voambolana  35  Haizavamaniry
Fikambanana  36  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe taha

Teny iditra (3/3) 37  taha
Sokajin-teny  38  anarana
Fanazavàna teny malagasy  39 [Antambahoaka] fitsaboana [1.78]
40 fitsaboana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  41 soin [1.13]
Voambolana  42  Fahasalamana
Fikambanana  43  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe taha

Fivaditsoratra  44 hatà, hata, taha

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17