Teny iditra | 1 Ampitaniankova |
Fototeny | 2 ampita, hova |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Ohatra |
4 ampitaniankova no anararan' ity havoana ity, satria eo ireny andevo marobe avarina avy any Imerina no mahatazana voalohany ny ranomasina hamarinana azy [2.649#34] |
Voambolana |
5 Haitoetany: temdrombohitra, saha |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |