|
|
|
|

Teny iditra 1  ampitenenina
Fototeny  2 teny
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Azo ampitenenina ny boloky (On peut faire parler les perroquets [1.3#669]
8  Raha tahiny ho tafaverina soa aman-tsara hianao, dia tsy ho nampitenenin' i Jehovah aho tsy akory [1.38#671]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19