|
|
|
|

Teny iditra 1  ampitoerana
Fototeny  2 toetra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  8  mihady fasika eo ampitoerana eo ny lohaliny sy ny tongo-keliny. [2.470#7]
9  Niala daholo ny fahakiviana rehetra, ka nody ny ain-dRandrianalvo, tsy tsaroany intsony ny hasasarana sy ny hanoanany, ka renoky ny torimaso teo ampitoerana izy, ary nanonofy. [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19