| Teny iditra | 1 ampitondraina |
| Fototeny | 2 tondra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Ohatra |
7 Navoakako ny vola arivo ariary nampitondrain' i Vola ahy handoavako ny
[2.4#39]
8 ary tsy misy mahita ny olona, ny marary hiany no mahita ny ampitondraina azy; [2.48#643] 9 Ireny olona ireny no ampitondraina vola ka hafarana zavatra kely tiana hovidiana, tsy mahandry ny tsenan-Jomà. [2.470#134] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|