Teny iditra | ampiana (ampy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ampitomboina mba ho bebe kokoa: Mbola tokony hampiana telo metatra itỳ lambako itỳ fa kely loatra ~ Ampio sira ny laoka fa matsatso Omena hery fanohanana amin' ny asa atao: Ampio aho fa tsy zakako itỳ entana itỳ [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be added to, to have an addition made to. Used of that to which an addition is made. [1.2] | ||||||||
To have an addition made to it; to be helped [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on augmente, qu'on aide [1.8] | ||||||||
Plus [1.13] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ampiana io | ||||||||
Teny iditra | ampi~ana | ||||||||
Sokajin-teny | tsirinteny saradroa | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |