Teny iditra | 1 ampoizina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Andrasana, antenaina: Tsy nampoizinay ho tonga androany ianao Kasaina: Moa ve efa nampoizinao izao halatra nataonao izao? Eritreretina, ahina, atao ho zavatra ka eritreretindava: Ampoizo ny fianaranareo, rankizy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be expected, anticipated, looked for. |
Ohatra |
5 [2.4#] Am-poizina aza he, izany izy, ka mainka fa tsy ampoizina! 6 [2.588#] Hita amin'ny toe-javatra niseho fa ny ady sisa ampoizina. |
Fototeny | 7 fo |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny ampoizina io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
![]() |