Teny iditra | 1 ampotomoty |
Singan-teny | 2 fototra, moty |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] akaiky dia akaiky efa mila hitehika mihitsy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [fototra, a root, moty, a tree, etc.]. Near, close, quite at hand. A vulgar word. |
Ohatra |
6 Raha jerena ampotomoty anefa, toa tsy misy ifandraisany velively ny "teny" sy ny "tombon-tsoan' ny firenena" eo amin' ny fiainana "ara-batana" ary izay no zava-manodoka tena mamohehatra indrindra. [2.285#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |