Teny iditra | añabo | |||
Sokajin-teny | tambinteny | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] [ anabo ] Ambony [1.78] | |||
[Tanosy] Ambony [1.78] | ||||
[Tandroy] Ambony: Indeso atoy i fiaza añabo anñey [1.78] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] En haut [1.19] | |||
Ohatra | Ka Tsimamangafalahy le anabo eny ka.
[2.606] | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | añabo, banoa, boana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/01 |