|
|
|
|

Teny iditra1  anafoanana
Fototeny  2  foana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#177]
Ohatra  5  Indro, avy ny andron'i Jehovah, dia loza sy fahavinirana ary firehetan'ny fahatezerana hanafoanana ny tany sy handringanana ny mpanota tsy ho ao [2.996]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  anafananao, anafoanana

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14