|
|
|
|

Teny iditra 1  foana
Sokajin-teny  2  mpamaritra na tambinteny
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  15 Tsy misy na inona na inona ao anatin' ny, babangoana: Tanàna foana
16 Tsy misy vidiny; tsy misy lanjany; maivana; tslnontsinona: Hevi-poana izany
17 Heverina ho toy ny tsy misy antony, tsy azo ekena, tsy manana ny maha-ara-dalàna azy: Foana ny fangatahanao / Foana ny fanambadiany satria noterena razazavavy
18 Very daholo, levona: Foana ny haren-dRakoto
19 Tsy tanteraka: Foana ny fikosako noho io loza tsy nampoizina io
20 Tsy misy vokany: Manasatena foana ianao manao an' io fa tsy raharahain' ny ankizy akory
21 Tsy an-kijanona: Miasa foana izy na marary aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 empty, void [1.2, 1.7]
23 vain
24 freely, foolishly, uselessly [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  25 vide [1.3#177, 1.8]
26 vacant, vain, frivole, insignifiant, inutile, nul, épuisé, perdu
27 sans but, inutilement [1.3#177]
Ohatra  28  Mihomehimehy foana ialahy! [2.117#60]
29  Miherikerika foana teo izy. [2.470#30]
30  Aza atao fotsy volo mitazam-poana. [2.69#241]
Mpanahaka  31  fongana, 32  Jifa, 33  Lany, 34  majifa, 35  tapitra
Fikambanana  36  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 31 misy ny teny how foana
Ohabolana  37  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  38 afano, 39 afona, 40 fanao, 41 fanoa, foana, 42 ofana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22