Teny iditra | 1 anahy |
Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taimoro, Taisaka, Bezanozano, Sihanaka]
ahy 4 [1.78] [Betsimisaraka] ahy, anjarako |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [Provincial]
Me, mine. See ahy. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.6] [Tanala]
(pronom personnel complément - 1ère personne du singulier) à moi, moi, me. Hitaña ny fady namen'i Tamangovolafotsy anahy aho: je respecterai les interdits que m'a laissés Talisman d'Argent. Ny anahy: ce qui est à moi, le mien, la mienne. Itoy koa ny anahy, abako: voici maintenant ce que j'ai, mon ami. |
Tsipelina hafa | 7 anaha |
Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny mpisolo rehetra |
Fivaditsoratra | 9 ahany, ahina, anahy, an' iha, ha~ina, haina, hanai, hiana, ihana, nahay, nahia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |