Teny iditra (1/2) | 1 anakorana |
Fototeny | 2 akora |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#16] |
Ohatra |
6 itehafan' ny olona izy, avy eo an-trano nitoerany, dia anakorana azy. [2.996#22.027.023] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 anakorana |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 patsa, karazana patsa avy an-dranomasina [Betsimisaraka]
[1.78] |
Voambolana |
14 Toe-karena: hanina |
Tsanganana sy sary iray takila |
15 Hazandrano mainKamban-tenya |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 18 anakorana, ananarako, anaranako |
Nohavaozina tamin' ny 2020/11/22 |