|
|
|
|

Teny iditra 1  anakorontanana
Fototeny  2 korontana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#359]
Ohatra  8  Teraka ny fahasahiranana, sahirana ny andriana avy any Imerina (tsy Bezanozano mihitsy Andrianjomoina), nataony izay hahazoany ny Zafindralaza dia azony ireo ka nampiasainy anakorontanana ny Madini-drandrana rehetra. [2.245#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26