Teny iditra | 1 korontana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavajavatra tsy milamina ao an-tokantrano: Aiza no ahitana ny fanosehanao ato amin' itỳ korontana ato an-trano? Tabataba sy adiady mifanjevo: Misy korontana lava ao amin' io tany io. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] disorder |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] désordre, confusion |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 akorontan, korontana, kotroñana, nakoronta |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |