Teny iditra anamafaitra
Singan-teny ana- ; mafaitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' anana saika toy ny anamamy ngita kely, saingy mangidy aoka izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An esculent herb. Solanum nigram, L. [1.2]
Anarana siantifika Solanum nigram
Ohatra Fady ny Rafantaka: ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an- tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ; ny anandrambo. [2.48]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09