|
|
|
|

Teny iditra1  mafaitra (faitra)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Mangidy, mangeroka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  bitter, brackish, disagreeable [1.2]
5  bitter; cf. mangidy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  amer; cf. mangidy [1.8]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny mafaitra io

Fivaditsoratra  11  mafaitra, miafatrà

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04