|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anamarinana
Fototeny  2  marina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#434]
Ohatra  5  Fa misy anamarinana izany ve? [2.296#]
6  Moa ampy anamarinana izany fa nahavita heloka io lehilahy io? [2.285#]
7  Andraikitra Ny Vaomieram-pirenena no manao ny fankatoavana ny kaontim-bola fampielezan-kevitra na, rehefa narahina ny fomba anamarinana ny diso, manao ny fitsipahana na fanatsarana azy io. [4.27#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  anamarinana
Fototeny  13  varina
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3#814]
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  20  anamanirana, anamarinana, anamiranana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20