|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  varina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 Fidinana, fianjerana, fitsingidinana, fanonganana, fionganana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 Descente rapide, chute, dégringolade
21 fig. déposition, dégradation, destitution, mésalliance, exportation, exil, dénonciation [1.3]

Teny iditra (2/2) 22  varina
Fototeny  23 vatra
Sokajin-teny  24  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
25  Ny ankehitriny :
26  Ny lasa :
27  Ny hoavy :
28  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  29 Zarina: Varo hikarakara tena ireo zaza ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  30 to be striven for; to be endured [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  31 qu'on supporte; qu'on cherche à accomplir [1.8]

Fivaditsoratra  32 ravina, 33 rivana, 34 varany, varina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20