Teny iditra | anasoavy (soa) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anasoavana | |
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | |
Ohatra | Ny lalan' ny lainga no esory amiko: Ary ny lalànao no anasoavy ahy.
[2.996] | |
Tsipelina hafa | anasoavo [1.3#613] | |
Fivaditsoratra | anasoavy, asavoany, avosaina, iavosana, ivoasana, voasaina |
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/03 |