|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  soa
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Haiendriteny 
3  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Zavatra tsara, mahafinaritra, mahafaly: Mifandimby ny soa sy ny ratsy eto an-tany
19 Tombony, vokatra: Soa inona moa no azonao amin' ny fandehandehanana?
20 Mahafinaritra, meva, kanto: Lahateny soa
21 Ilaina, misy vokany tsara: Soa ny hevitra nomeny ahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 good, beautiful, excellent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 beau, bon, agréable; avantage, bien [1.3]
24 beau, bon, excellent [1.8]
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 51 misy ny teny hoe soa
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 27  soa
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny frantsay  29 [Betsimisaraka] Citrus aurantifolia Swingle (Rutaceae). Oranger à fruit doux ou acide suivant les variétés. Plus couramment appelé voasary. [1.196]
Voambolana  30  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  32 aso, 33 Osa, osa, 34 sao, soa

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19