|
|
|
|

Teny iditra 1  anatanterahana
Fototeny  2 tanteraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#678]
Ohatra  8  Eo amin' ny vato miorina ao an-tampon-tanànan' Evato no anatanterahana izany velirano izany. [2.508#]
9  Ny lalàna no mamaritra ny foto-kevitra ankapobe andaminana ny andrim-panjakana tsirairay avy sy anatanterahana ny tetibolany. [2.114#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19