Teny iditra (1/2) | 1 anatsiko |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavamaniry ampiasaina ho ody fivalanan-dra ny hodiny (Securinega antsingy ensis) |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] Securinega antsingyensis Leandri et Securinega seyrigii Leandri (Phyllanthaceae). Arbres ou arbustes dont les écorces sont administrées en décoction dans les diarrhées profuses accompagnées de fièvre. Semblent contenir des alcaloïdes. [Sakalava]
|
Voambolana |
5 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (2/2) | 7 anatsiko |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.196] Arbre indéterminé à feuilles persistantes, riches en essence, founissant un bois rouge. Euphorbiaceae ? [Merina]
|
Voambolana |
10 Haizavamaniry: ahitra |
Fivaditsoratra | 11 akotsany, anatsiko, antsaiko, antsakio, antsioka, asintako, atakosin, atankosi, atsaikon, atsakony, atsikano, iantsako, itsakoan, kotsaina, kotsanay, naotsika, natakosi, natosika, natsaiko, natsiako, natsikao, natsokay, nitosaka, nitsakoa, nitsaoka, nitsoaka, notsaika, takosina, tsaikona, tsakoina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |