Teny iditra anatsoahana (tsoaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Ka izany hevitra an' eritreritra fotsiny izany no avadibadika isan' andro vaky izao sy anatsoahana hevitra hoenti-miaina sy manao zavatra. [1.317]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anatsoahana, anatsoahako, anatsoahanao, anatsoahany, anatsoahantsika, anatsoahanay, anatsoahanareo, anatsoahan', anatsoahan-, anatsoaham-, anatsoaha-
Ny lasa : nanatsoahana, nanatsoahako, nanatsoahanao, nanatsoahany, nanatsoahantsika, nanatsoahanay, nanatsoahanareo, nanatsoahan', nanatsoahan-, nanatsoaham-, nanatsoaha-
Ny hoavy : hanatsoahana, hanatsoahako, hanatsoahanao, hanatsoahany, hanatsoahantsika, hanatsoahanay, hanatsoahanareo, hanatsoahan', hanatsoahan-, hanatsoaham-, hanatsoaha-
Filaza mandidy : anatsoahy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21