| Teny iditra | 1 tsoaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Fanongotana, fanesorana hiala; fialana sy fandosirana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 déboîtement, dislocation, action d'arracher, d'extraire, de sortir comme un sabre de son fourreau, de quitter son poste comme un déserteur
23 action de se dédire, de retirer sa parole, de rapporter une loi [1.3] |
| Fikambanana | 24 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny hoe tsoaka |
| Fivaditsoratra | 25 akotsa, 26 atsako, 27 atsoka, 28 tosaka, 29 tsaoka, tsoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|