|
|
|
|

Teny iditra1  anavahana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#67]
Ohatra  5  [2.606#105] Ny fotoana anaovana azy, amin'ny alina maty masoandro ihany sisa no anavahana sy anajana ny olobe.
6  [1.320#] manome hasina ny fiainam-piaraha-monina, tsy misy fanavakavahana ara-paritra, ara-piaviana, ara-poko, ara-pinoana, ara-pirehan-kevitra politika, ary tsy anavahana ny lahy sy ny vavy.
Fototeny  7  avaka
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11