|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  avaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanasarahana, fampihatahana hitokana na hisaraka tsy hiray amin'ny hafa
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] séparation, distinction
Ohatra  5  Ny anankiray manisy avaka ny andro, ny anankiray kosa mampitovy ny andro rehetra; [2.996#]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)11  avaka
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1] Ila kisoa ialan' ny loha sy ny tongony
Tovy hevitra  14  avany

Teny iditra (3/3)15  avaka
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.78] [Betsimisaraka] karazam-bovo fitahirizana ny hazandrano azo avy amin'ny vovo hafa, raha mbola tsy ho entimody miaraka amin'izay
Voambolana  18  Fitaovam-piasana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29