Teny iditra andakira (any, lakira)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Any lavitra dia lavitra, tsy hita popòka, tsy hita avanavana [1.10]
 [ an-dakira ] Any lavitra dia lavitra, tsy hita popòka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Something very far away [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Très loin [1.5]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31