Teny iditra andamina (lamina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra Malalaka ny fitantanana tena malalaka ireo Vondrombahoakam-paritra Itsinjaram-pahefana ka amin' ny alàlan' ny fanapahan-kevitry ny antenimierany no andamina ny raharahany araka ny tandrifim-pahefana omen' ny Lalàmpanorenana sy ny lalàna azy ireo. [1.320]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : andamina, andamiko, andaminao, andaminy, andamintsika, andaminay, andaminareo, andamin', andamin-, andamim-, andami-
Ny lasa : nandamina, nandamiko, nandaminao, nandaminy, nandamintsika, nandaminay, nandaminareo, nandamin', nandamin-, nandamim-, nandami-
Ny hoavy : handamina, handamiko, handaminao, handaminy, handamintsika, handaminay, handaminareo, handamin', handamin-, handamim-, handami-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06