| Teny iditra | 1 lamina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
23 Fanaovana izay hisian' ny firindrana, ny fiezahana sy fanaovana izay tsy hahitana korontana; fikarakarana mba ho amin' ny toerany avy ny zavatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
24 See lahatra, andalana
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 organisation; arrangement, ordre, disposition
[1.13] |
| Ohatra |
26 Toy izao ny lamina arahina hanatsara ny karazan' asa misy eto an-tanananay;
[2.445#43]
27 Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga. [2.472#224] |
| Fikambanana | 28 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe lamina |
| Fivaditsoratra | lamina, 29 malany, 30 malina, malìna, 31 manaly, 32 manilà, manila |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|