|
|
|
|

Teny iditra 1  andefasana
Fototeny  2 lefa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  8 Nandefasako basy iray vava ny fahavalo ka maty ny anankiray (J'ai tiré contre les ennemis un coup de fusil qui en a tué un) [1.3#395]
Ohatra  9  tsy hilalao no andefasana anao any fa ny hianatra (na ny hiasa, ny hikarama). [2.470#118]
10  Raha mitifitra izy mba tifirina, raha mandefa baomba izy mba andefasana baomba. [2.472#114]
11  Anarana sy adiresin'ny andefasana ary ny mpandefa no soratana amin'io faritra io. [2.117#]
Tsipelina hafa  12 andefana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22