Teny iditra andiany (any, dia, -ny)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona na biby maromaro miara-dia, na manao dia be na miara-manidina raha vorona: Andiam-borona
Mitovy hevitra: antokony ~ iray tarika ~ mpiray dia [1.1]
 Pôtro [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A company, a flock, a herd. See dia. [1.2]
 A flock, a herd, a crowd [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Troupeau, troupe, compagnie [1.8]
 Section, groupe [1.13]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11