Teny iditra | andoha (ana, loha) | ||
Sokajin-teny | mpampiankin-teny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Teny mitovy hevitra amin' ny hoe loha, saingy ilazana ny ao anatin' ny loha ihany: Mampanelonelo ny andohako izany fofon-dranomanitra izany. Ampitahao ireto fehezanteny ireto: Marary ny lohako fa voadona (ny ivelany). Marary ny andohako fa nianatra be loatra aho (ny anatiny) [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | At the head of [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | à la tête; au commencement [1.8] | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |