Teny iditra | 1 andoha (ana) |
Sokajin-teny | 2 mpampiankin-teny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny mitovy hevitra amin' ny hoe loha, saingy ilazana ny ao anatin' ny loha ihany: Mampanelonelo ny andohako izany fofon-dranomanitra izany. Ampitahao ireto fehezanteny ireto: Marary ny lohako fa voadona (ny ivelany). Marary ny andohako fa nianatra be loatra aho (ny anatiny) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 At the head of [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 à la tête; au commencement [1.8] |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny mpampiankin-teny rehetra |
Fivaditsoratra | 8 andoha, hadona, nahoda |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |