Teny iditra | 1 andramana |
Fototeny | 2 andrana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Betsimisaraka]
enti-milaza ny zavatra hangalana kely mba hafantarana ny tsirony 5 [1.1] Tsapaina kely mialoha: Vao nandramana ilay angady dia tapaka Fantarina kely ao am-bava ny tsirony: Andramo kely ny siran-daoka, ry Fara a! |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] to be tasted, to be commenced, to be tried. |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny andramana io |
Fivaditsoratra | 13 anandrama, andramana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |