|
|
|
|

Teny iditra 1  andrana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Fampiasana zavatra mialoha mba hitsapana ny toetrany na ny fandehany: Nampandehanina ilay fiarakodia vao novidina, nefa tsy aisy dia nampanaovina azy fa vao andrana fotsiny
15 Fitsapana fotsiny fa tsy mbola tena izy, fanalam-botso-tanana: Tsy kanety akory ny fanambadiana ha ndeha hasiana andrana?
16 Fihinanana kely amin' ny zavatra iray mba hahalalana ny tsirony: Aoka izay fa lany andrana eo ity laoka. [1.1]
17 fitsapana mialoha ny tena izy
18 fiezahan'ny mpanoratra hamakafaka ireo fanontaniana isan-karazany iray na maromaro [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  19 attempt, trial, taste. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  20 expérience, test
21 essai [1.13]
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe andrana
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21