Teny iditra (1/4) | 1 andranobe |
Singan-teny | 2 rano, be |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] (ao an-trano be): Ny vehivavy lehibe indrindra ao amin' ny fianakaviana; ramatoabe; matetika koa anefa atao hoe andranobe ny vadin' ny lehilahy lehibe mpanankarena na maro ankohonana |
Ohatra |
5 dia ny andranobe tongava iketaka, ary ny anakandriana dia tongava ikotokely [2.48] |
Voambolana |
6 Fifandraisana: fianakaviana |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny andranobe io |
Teny iditra (2/4) | 8 Andranobe |
Singan-teny | 9 rano, be |
Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
11 Haitoetany: tanàna |
Teny iditra (3/4) | 12 Andranobe |
Fototeny | 13 rano, be |
Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.11] petite rivière de Nosy Be qui se jette dans la baie d'Ambatozavavy |
Voambolana |
16 Haitoetany: renirano, farihy |
Teny iditra (4/4) | 17 Andranobe |
Fototeny | 18 rano, be |
Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
20 [3.1] tributary of the right bank of the Ikopa |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [3.1] affluent de la rive droite de l'Ikopa |
Voambolana |
22 Haitoetany: renirano, farihy |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 24 Andranobe, andranobe |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |