|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  andravana
Fototeny  2 rava
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  9 Hira, zavamaneno sy dihy atao rehefa misy koranam-piravoravoana ao amin' ny fianakaviana; amin' ny foko sasantsasany, hira sy dihy nataon' ny mpiandry faty taloha mandra-pandevina, [1.1]
10 [Sihanaka] hira fanao raha miandry faty [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  11 singing or other diversions connected with funerals; playing without any thought. [1.2]

Teny iditra (2/2) 12  andravana
Fototeny  13 rava
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#516]

Fivaditsoratra  andravana, 19 ravandana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19